Deoteronomia 6:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Aoka ho ao am-ponao ireto teny andidiako anao anio ireto.+ Deoteronomia 11:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 “Alatsaho ao am-ponareo+ sy ampiharo amin’ny tenanareo ireo teniko ireo. Dia afatory ho famantarana eo amin’ny tananareo izany, ary ataovy fehiloha eo amin’ny handrinareo.+
18 “Alatsaho ao am-ponareo+ sy ampiharo amin’ny tenanareo ireo teniko ireo. Dia afatory ho famantarana eo amin’ny tananareo izany, ary ataovy fehiloha eo amin’ny handrinareo.+