FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Daniela 7:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Renirano afo no nikoriana sy nivoaka avy teo anatrehany.+ Arivoarivo no nanompo azy,+ ary iray alina ampitomboina iray alina no nijoro teo anatrehany.+ Nanomboka ny Fitsarana,+ ka nisy boky nosokafana.

  • Galatianina 3:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Inona àry no anton’ny Lalàna? Nomena koa izy io mba hampiharihariana ny fandikan-dalàna,+ mandra-pahatongan’ilay taranaka+ izay nanaovana an’ilay fampanantenana. Ary nampitaina tamin’ny alalan’ny anjely+ izy io, teo an-tanan’ny mpanelanelana iray.+

  • Joda 14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Naminany momba azy ireny koa i Enoka,+ ilay taranaka fahafito avy tamin’i Adama, rehefa nilaza hoe: “Efa tonga i Jehovah, miaraka amin’ny anjeliny masina an’alinalina,+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara