Nomery 27:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Avy eo, dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Miakara eo amin’io tendrombohitr’i Abarima+ io, ka tazano ilay tany homeko ny zanak’Israely.+ Deoteronomia 32:49 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 49 “Miakara eo amin’io tendrombohitr’i Abarima+ io, dia ny Tendrombohitra Nebo+ ao Moaba, izay manandrify an’i Jeriko. Dia tazano ny tany Kanana izay homeko ho fananan’ny zanak’Israely.+
12 Avy eo, dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Miakara eo amin’io tendrombohitr’i Abarima+ io, ka tazano ilay tany homeko ny zanak’Israely.+
49 “Miakara eo amin’io tendrombohitr’i Abarima+ io, dia ny Tendrombohitra Nebo+ ao Moaba, izay manandrify an’i Jeriko. Dia tazano ny tany Kanana izay homeko ho fananan’ny zanak’Israely.+