FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 25:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Koa ankatoavy ny lalàko, ary hajao ny didim-pitsarako ka ampiharo. Dia honina tsy amin’ahiahy eo amin’ilay tany tokoa ianareo.+

  • Nomery 36:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Ireo no didy+ sy didim-pitsarana nomen’i Jehovah tamin’ny alalan’i Mosesy ho an’ny zanak’Israely, teny amin’ny lemaka karakaina any Moaba, any akaikin’ny Reniranon’i Jordana sady tandrifin’i Jeriko.+

  • Deoteronomia 6:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 “Izao no didy sy fitsipika ary didim-pitsarana nasain’i Jehovah Andriamanitrareo nampianarina anareo+ mba harahinareo any amin’ilay tany izay halehanareo sy halainareo ho fanananareo.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara