Ohabolana 3:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Anaka, aza manadino ny lalàko,+ ary aoka ny fonao hitandrina ny didiko,+ Ohabolana 7:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Araho, anaka, ny teniko+ ary raketo ao am-ponao ny didiko.+ Hebreo 2:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Noho izany, dia ilaintsika hotandremana mafimafy kokoa noho ny hatramin’izay ny zavatra efa rentsika,+ mba tsy ho voatarika hiala mihitsy isika.+
2 Noho izany, dia ilaintsika hotandremana mafimafy kokoa noho ny hatramin’izay ny zavatra efa rentsika,+ mba tsy ho voatarika hiala mihitsy isika.+