Deoteronomia 15:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Tsarovy koa fa andevo tany Ejipta ianao, ary nanavotra anao i Jehovah Andriamanitrao.+ Izany no antony andidiako anao anio mba hanao izany. Deoteronomia 24:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Tsarovy fa efa mba andevo ihany ianao tany Ejipta, ary nanavotra anao avy tany i Jehovah Andriamanitrao.+ Izany no antony andidiako anao mba hanao izany.
15 Tsarovy koa fa andevo tany Ejipta ianao, ary nanavotra anao i Jehovah Andriamanitrao.+ Izany no antony andidiako anao anio mba hanao izany.
18 Tsarovy fa efa mba andevo ihany ianao tany Ejipta, ary nanavotra anao avy tany i Jehovah Andriamanitrao.+ Izany no antony andidiako anao mba hanao izany.