Nomery 11:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Nasesiky ny fitiavan-tena+ ireo olona samihafa firenena+ teo anivon’izy ireo, ka naniry mafy hihinana sakafo hafa. Ary nitomany indray ny zanak’Israely hoe: “Iza no hanome hena hohaninay?+ Nomery 11:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Koa natao hoe Kibrota-hatava+ ny anaran’izany toerana izany, satria teo no nandevenana ny olona nasesiky ny fitiavan-tena, izay naniry mafy+ hihinana sakafo hafa.
4 Nasesiky ny fitiavan-tena+ ireo olona samihafa firenena+ teo anivon’izy ireo, ka naniry mafy hihinana sakafo hafa. Ary nitomany indray ny zanak’Israely hoe: “Iza no hanome hena hohaninay?+
34 Koa natao hoe Kibrota-hatava+ ny anaran’izany toerana izany, satria teo no nandevenana ny olona nasesiky ny fitiavan-tena, izay naniry mafy+ hihinana sakafo hafa.