Salamo 99:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Anisan’ny mpisorony i Mosesy sy Arona,+Ary anisan’ny niantso ny anarany i Samoela.+Niantso an’i Jehovah izy ireo, dia namaly azy ireo izy.+ Ohabolana 15:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Lavitra ny ratsy fanahy i Jehovah,+ fa ny vavaky ny marina no henoiny.+ Jakoba 5:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Koa aoka àry ianareo hifampiaiky heloka+ imasoimaso, ary mifampivavaha, mba ho sitrana ianareo.+ Misy heriny lehibe sady tena misy vokany ny fitalahoan’ny olo-marina.+
6 Anisan’ny mpisorony i Mosesy sy Arona,+Ary anisan’ny niantso ny anarany i Samoela.+Niantso an’i Jehovah izy ireo, dia namaly azy ireo izy.+
16 Koa aoka àry ianareo hifampiaiky heloka+ imasoimaso, ary mifampivavaha, mba ho sitrana ianareo.+ Misy heriny lehibe sady tena misy vokany ny fitalahoan’ny olo-marina.+