FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 14:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Ary niverina ny rano,+ ka nanarona ny kalesin’ady sy ny mpitaingin-tsoavaly tao amin’ny tafik’i Farao rehetra, dia ireo nankao an-dranomasina nanaraka ny Israely.+ Dia tsy nisy niangana izy ireo na iray aza.+

  • Eksodosy 15:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Natsipiny tao an-dranomasina ny kalesin’i Farao sy ny tafiny,+

      Ary nilentika tao amin’ny Ranomasina Mena ny kalazalahy tamin’ny miaramila mpiadiny.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara