FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 4:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 “Fa mitandrema fotsiny, ary tandremo tsara ny tenanao+ sao hadinoinao ny zavatra efa hitan’ny masonao+ ka hiala ao am-ponao izany, mandritra ny androm-piainanao.+ Ary ampahafantaro ny zanakao sy ny zafinao+ izany,

  • Deoteronomia 6:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Dia alenteho tsikelikely ao an-tsain’ny zanakao izany+ ary resaho, na mipetraka ao an-tranonao ianao, na mandeha eny an-dalana, na mandry,+ na mifoha.

  • Salamo 34:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Avia ianareo, anaka, ary mihainoa ahy.+

      Ny fahatahorana an’i Jehovah no hampianariko anareo.+

  • Salamo 78:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Nomeny fampahatsiahivana i Jakoba+

      Ary nasiany lalàna teo amin’i Israely.+

      Nandidiany ny razanay izany,+

      Mba hampahafantarina ny taranak’izy ireo.+

  • Ohabolana 22:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Zaro amin’izay lalana tokony halehany ny zaza,+ ka na rehefa antitra aza izy, dia tsy hiala amin’izany.+

  • Efesianina 6:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ary ianareo ray, aza mampahatezitra ny zanakareo,+ fa tezao+ hatrany araka ny fananarana+ sy ny fomba fisainan’i+ Jehovah izy.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara