Josoa 1:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Izay toerana rehetra hodiavin’ny tongotrareo dia homeko anareo, araka izay nampanantenaiko an’i Mosesy.+ Josoa 14:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Koa nianiana i Mosesy tamin’izay andro izay hoe: ‘Ho lasa lovanao sy ny taranakao mandritra ny fotoana tsy voafetra ny tany izay nodiavin’ny+ tongotrao, satria ianao nanaraka an’i Jehovah Andriamanitro tamin’ny fonao manontolo.’+
3 Izay toerana rehetra hodiavin’ny tongotrareo dia homeko anareo, araka izay nampanantenaiko an’i Mosesy.+
9 Koa nianiana i Mosesy tamin’izay andro izay hoe: ‘Ho lasa lovanao sy ny taranakao mandritra ny fotoana tsy voafetra ny tany izay nodiavin’ny+ tongotrao, satria ianao nanaraka an’i Jehovah Andriamanitro tamin’ny fonao manontolo.’+