Romanina 2:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 ho an’ireo tia mifanditra+ sy tsy mankatò ny fahamarinana+ fa mankatò ny tsy fahamarinana kosa, dia fahavinirana sy fahatezerana,+ Romanina 2:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 sy fahoriana ary fijaliana, eny, ho an’izay rehetra manao ratsy, eo amin’ny Jiosy+ aloha vao ny Grika koa;+
8 ho an’ireo tia mifanditra+ sy tsy mankatò ny fahamarinana+ fa mankatò ny tsy fahamarinana kosa, dia fahavinirana sy fahatezerana,+
9 sy fahoriana ary fijaliana, eny, ho an’izay rehetra manao ratsy, eo amin’ny Jiosy+ aloha vao ny Grika koa;+