Deoteronomia 4:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ho faty eto amin’ity tany ity aho fa tsy hiampita an’i Jordana.+ Fa ianareo kosa no hiampita ka haka an’io tany soa io ho fanananareo. Deoteronomia 9:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 “Mihainoa, ry Israely ô: Efa hiampita an’i Jordana+ ianao ankehitriny ary hiditra ao amin’ilay tany, ka handroaka firenena lehibe sy mahery noho ianao,+ eny, tanàna lehibe misy manda manakatra ny lanitra,+
22 Ho faty eto amin’ity tany ity aho fa tsy hiampita an’i Jordana.+ Fa ianareo kosa no hiampita ka haka an’io tany soa io ho fanananareo.
9 “Mihainoa, ry Israely ô: Efa hiampita an’i Jordana+ ianao ankehitriny ary hiditra ao amin’ilay tany, ka handroaka firenena lehibe sy mahery noho ianao,+ eny, tanàna lehibe misy manda manakatra ny lanitra,+