FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 18:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 “Ary ny ampahafolon-karena+ rehetra eo amin’ny Israely dia efa nomeko ho lovan’ny taranak’i Levy, ho tambin’ny fanompoana ataony momba ny tranolay fihaonana.

  • Deoteronomia 12:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Ary tandremo sao ataonao tsirambina ny fikarakarana ny Levita,+ mandritra ny androm-piainanao eo amin’ny taninao.

  • 2 Tantara 31:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Nilazan’ny mpanjaka koa ny vahoaka nonina tao Jerosalema mba hanome ny anjaran’ny mpisorona+ sy ny Levita,+ mba hahafahan’izy ireo hanaraka+ tsara ny lalàn’i Jehovah.+

  • 1 Korintianina 9:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Tsy fantatrareo ve fa izay manao asa masina dia mihinana+ izay ao amin’ny tempoly, ary izay manompo mandrakariva+ eo amin’ny alitara dia miara-mahazo anjara amin’ny alitara?

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara