Deoteronomia 13:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 dia hikaroka sy hamotopototra ary hanadihady tsara+ ianao. Koa raha voaporofo fa marina izany, ary natao teo aminareo tokoa izany zava-maharikoriko izany, Jaona 7:51 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 51 “Angaha moa ny lalàntsika manameloka olona, raha tsy efa re+ aloha ny teniny ka fantatra izay ataony?”
14 dia hikaroka sy hamotopototra ary hanadihady tsara+ ianao. Koa raha voaporofo fa marina izany, ary natao teo aminareo tokoa izany zava-maharikoriko izany,
51 “Angaha moa ny lalàntsika manameloka olona, raha tsy efa re+ aloha ny teniny ka fantatra izay ataony?”