Nomery 20:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ary hoy ny zanak’Israely: “Ny lalambe ange no hiakaranay e! Raha misotro amin’ny ranonao izaho sy ny biby fiompiko, dia haloako ny vidin’izany.+ Ny handalo fotsiny no tadiaviko.”+
19 Ary hoy ny zanak’Israely: “Ny lalambe ange no hiakaranay e! Raha misotro amin’ny ranonao izaho sy ny biby fiompiko, dia haloako ny vidin’izany.+ Ny handalo fotsiny no tadiaviko.”+