Levitikosy 19:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 “‘Aza mihinan-javatra mbola misy ra.+ “‘Aza mitady fambara+ na mampiasa herin’ny maizina.+ Asan’ny Apostoly 19:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ary maro tamin’ireo zatra nampiasa herin’ny maizina+ no nanangona ny bokiny ka nandoro izany teo anatrehan’ny rehetra. Dia natambatr’izy ireo ny tokom-bidin’izany ka hitany fa farantsa volafotsy dimy alina.
19 Ary maro tamin’ireo zatra nampiasa herin’ny maizina+ no nanangona ny bokiny ka nandoro izany teo anatrehan’ny rehetra. Dia natambatr’izy ireo ny tokom-bidin’izany ka hitany fa farantsa volafotsy dimy alina.