Ezekiela 21:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Mijanona eo amin’ny fihaonan-dalana mantsy ny mpanjakan’i Babylona, eo amin’izay isampanan’ny lalana ho roa, mba hanao sikidy.+ Nahontsankontsany ireo zana-tsipìka. Nanontany tamin’ny alalan’ny terafima*+ izy. Ary nodinihiny ny atin-kena.
21 Mijanona eo amin’ny fihaonan-dalana mantsy ny mpanjakan’i Babylona, eo amin’izay isampanan’ny lalana ho roa, mba hanao sikidy.+ Nahontsankontsany ireo zana-tsipìka. Nanontany tamin’ny alalan’ny terafima*+ izy. Ary nodinihiny ny atin-kena.