Nomery 21:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Fa i Hesbona no tanànan’i Sihona,+ mpanjakan’ny Amorita.+ Izy no niady tamin’ny mpanjakan’i Moaba, tamin’ny andro fahiny. Koa nalainy teo an-tanan’io mpanjaka io daholo ny taniny, hatrany Arnona.+ Nomery 32:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 Ny taranak’i Robena kosa nanorina an’i Hesbona+ sy Elale+ sy Kiriataima,+ Josoa 13:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 ary koa i Hesbona+ sy ny tanànany+ rehetra eny amin’ilay lembalemba, sy Dibona+ sy Bamota-bala+ sy Beti-bala-meona,+ 1 Tantara 6:81 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 81 Hesbona+ sy ny kijanany, ary Jazera+ sy ny kijanany.
26 Fa i Hesbona no tanànan’i Sihona,+ mpanjakan’ny Amorita.+ Izy no niady tamin’ny mpanjakan’i Moaba, tamin’ny andro fahiny. Koa nalainy teo an-tanan’io mpanjaka io daholo ny taniny, hatrany Arnona.+
17 ary koa i Hesbona+ sy ny tanànany+ rehetra eny amin’ilay lembalemba, sy Dibona+ sy Bamota-bala+ sy Beti-bala-meona,+