20 Tsy i Akana+ zanak’i Zera ve no nivadika tamin’Andriamanitra, ka tsy nankatò ny didy momba ny zavatra voatokana haringana? Tsy ny vahoakan’Israely manontolo ve anefa no niharan’ny fahatezerana?+ Koa tsy izy irery no maty noho ny fahadisoany.’”+
7 Ary ny zanakalahin’i Karmy+ dia i Akara, ilay nahatonga loza tamin’ny Israely,+ ka nivadika tamin’Andriamanitra raha ny amin’ny zavatra voatokana haringana.+