FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 17:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ary raha vao nampiakarin’i Mosesy ny tanany, dia nahery ny Israelita.+ Fa raha vao nampidininy kosa ny tanany, dia ny Amalekita no nahery.

  • Josoa 8:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Dia hoy i Jehovah tamin’i Josoa: “Ataovy manondro an’i Ay iny lefom-pohy eny an-tananao iny,+ fa hatolotro eo an-tananao izy.”+ Koa nataon’i Josoa nanondro ny tanàna ny lefom-pohy teny an-tanany.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara