Levitikosy 24:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 “‘Didim-pitsarana iray ihany no mihatra aminareo. Tokony hitovy amin’ny teratany ny vahiny,+ satria izaho no Jehovah Andriamanitrareo.’”+ Nomery 15:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Lalàna iray sy didim-pitsarana iray ihany no ho anareo sy ny mpivahiny monina eo aminareo.’”+
22 “‘Didim-pitsarana iray ihany no mihatra aminareo. Tokony hitovy amin’ny teratany ny vahiny,+ satria izaho no Jehovah Andriamanitrareo.’”+