Levitikosy 26:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 “‘Raha manaraka hatrany ny lalàko sy mitandrina foana ny didiko ianareo ka mankatò izany,+ Deoteronomia 28:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary ho tonga aminao ireto fitahiana rehetra ireto ka hahatratra anao,+ satria mihaino ny feon’i Jehovah Andriamanitrao foana ianao:
2 Ary ho tonga aminao ireto fitahiana rehetra ireto ka hahatratra anao,+ satria mihaino ny feon’i Jehovah Andriamanitrao foana ianao: