Eksodosy 14:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 I Jehovah mihitsy no hiady ho anareo,+ fa ianareo kosa hangina.” Deoteronomia 1:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 fa i Jehovah Andriamanitrareo no mandeha eo alohanareo. Izy no hiady ho anareo,+ araka izay rehetra nataony ho anareo teo ambany masonareo tany Ejipta+ Deoteronomia 3:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Koa aza matahotra azy, fa i Jehovah Andriamanitrareo no miady ho anareo.’+
30 fa i Jehovah Andriamanitrareo no mandeha eo alohanareo. Izy no hiady ho anareo,+ araka izay rehetra nataony ho anareo teo ambany masonareo tany Ejipta+