Josoa 4:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Tamin’ny andro fahafolon’ny volana voalohany no niakaran’ny vahoaka avy tao Jordana, ka nitobiany tao Gilgala,+ tany amin’ny sisiny atsinanan’i Jeriko.
19 Tamin’ny andro fahafolon’ny volana voalohany no niakaran’ny vahoaka avy tao Jordana, ka nitobiany tao Gilgala,+ tany amin’ny sisiny atsinanan’i Jeriko.