FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 23:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Tsy horoahiko daholo ao anatin’ny taona iray monja anefa izy ireo, sao ho lao ilay tany ka hihamaro hamely anao ny bibidia.+

  • Eksodosy 23:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Fa horoahiko tsikelikely tsy ho eo anatrehanao izy ireo, mandra-pahatonganao ho maro be ka ho lasanao tokoa ilay tany.+

  • Salamo 105:44
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 44 Nomeny azy ireo tsikelikely ny tanin’ireo firenena,+

      Ka nalain’izy ireo ho fananany izay nisasaran’ny firenena samy hafa,+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara