Josoa 18:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ary nosoritana nianavaratra izany, dia nankany En-semesy, ka nitohy hatrany Gelilota izay tandrifin’ny fiakarana Adomima,+ dia nidina hatrany amin’ilay vaton’i+ Bohana+ zanak’i Robena.
17 Ary nosoritana nianavaratra izany, dia nankany En-semesy, ka nitohy hatrany Gelilota izay tandrifin’ny fiakarana Adomima,+ dia nidina hatrany amin’ilay vaton’i+ Bohana+ zanak’i Robena.