FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 33:52
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 52 Roahy tsy ho eo anatrehanareo ny mponina rehetra ao amin’ilay tany, ary poteho ny sarivongana rehetra nataon’izy ireo tamin’ny vato.+ Poteho+ koa ny sarivongany metaly+ rehetra, sy ny toerana avo masina rehetra eo amin’izy ireo.

  • Deoteronomia 7:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 “Rehefa hampiditra anao any amin’ilay tany izay halehanao sy halainao ho fanananao i Jehovah Andriamanitrao,+ dia horoahiny tsy ho eo anatrehanao+ ireto firenena be mponina ireto: Ny Hetita,+ ny Girgasita,+ ny Amorita,+ ny Kananita,+ ny Perizita,+ ny Hivita+ ary ny Jebosita,+ izany hoe firenena fito be mponina sady mahery noho ianao.+

  • Mpitsara 3:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Ireo firenena+ ireo no navelan’i Jehovah teo mba hitsapana+ ny Israelita, izany hoe izay rehetra mbola tsy nahita ny ady natao tany Kanana.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara