7 dia niakatra nankany Debira izay eo amin’ny lemaka ivan’i Akora,+ ka nivily nianavaratra nihazo an’i Gilgala+ tandrifin’ny fiakarana Adomima izay eo atsimon’ny lohasaha falehan-driaka, ary nitohy nankany amin’ny ranon’i En-semesy,+ dia nipaka hatrany En-rogela.+