Mpitsara 20:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Nisy lehilahy voafantina fitonjato izay samy kavia,+ tamin’ireo vahoaka rehetra ireo. Samy mpampiasa pilotra+ izy rehetra ireo, ary ny vato nalefany dia tsy nisy nivaona na dia hoatran’ny singam-bolo iray aza. 1 Tantara 12:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 ka mpandefa zana-tsipìka, izay sady kavanana no kavia+ rehefa mampiasa pilotra+ sy mandefa zana-tsipìka.+ Rahalahin’i Saoly izy ireo, izany hoe, Benjaminita.
16 Nisy lehilahy voafantina fitonjato izay samy kavia,+ tamin’ireo vahoaka rehetra ireo. Samy mpampiasa pilotra+ izy rehetra ireo, ary ny vato nalefany dia tsy nisy nivaona na dia hoatran’ny singam-bolo iray aza.
2 ka mpandefa zana-tsipìka, izay sady kavanana no kavia+ rehefa mampiasa pilotra+ sy mandefa zana-tsipìka.+ Rahalahin’i Saoly izy ireo, izany hoe, Benjaminita.