1 Samoela 12:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Nanadino an’i Jehovah Andriamaniny anefa izy ireo,+ ka namidin’Andriamanitra+ teo an-tanan’i Sisera+ lehiben’ny tafik’i Hazora, sy teo an-tanan’ny Filistinina,+ ary teo an-tanan’ny mpanjakan’i Moaba.+ Ary niady tamin’izy ireo foana ireny.
9 Nanadino an’i Jehovah Andriamaniny anefa izy ireo,+ ka namidin’Andriamanitra+ teo an-tanan’i Sisera+ lehiben’ny tafik’i Hazora, sy teo an-tanan’ny Filistinina,+ ary teo an-tanan’ny mpanjakan’i Moaba.+ Ary niady tamin’izy ireo foana ireny.