Salamo 89:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ianao no nanao ny avaratra sy ny atsimo,+Ary mihoby+ sy midera ny anaranao i Tabara+ sy Hermona.+ Jeremia 46:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 “‘Raha mbola velona koa aho’, hoy ilay Mpanjaka atao hoe Jehovah Tompon’ny tafika,+ ‘dia hiditra atỳ izy, ka ho sahala amin’i Tabara+ eo amin’ireo tendrombohitra sy ho tahaka an’i Karmela+ eo amoron’ny ranomasina.
18 “‘Raha mbola velona koa aho’, hoy ilay Mpanjaka atao hoe Jehovah Tompon’ny tafika,+ ‘dia hiditra atỳ izy, ka ho sahala amin’i Tabara+ eo amin’ireo tendrombohitra sy ho tahaka an’i Karmela+ eo amoron’ny ranomasina.