Deoteronomia 20:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 “Raha mivoaka hiady amin’ny fahavalonao ianao, ka mahita soavaly sy kalesin’ady+ ary vahoaka maro noho ianao, dia aza matahotra azy. Momba anao mantsy i Jehovah Andriamanitrao+ izay nitondra anao niakatra avy tany Ejipta.+ Mpitsara 4:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Dia nitaraina tamin’i Jehovah ny zanak’Israely,+ satria nanana kalesin’ady sivinjato nisy lelan’antsy+ i Jabina, sady nampahory azy ireo+ sy lozabe taminy, nandritra ny roapolo taona.
20 “Raha mivoaka hiady amin’ny fahavalonao ianao, ka mahita soavaly sy kalesin’ady+ ary vahoaka maro noho ianao, dia aza matahotra azy. Momba anao mantsy i Jehovah Andriamanitrao+ izay nitondra anao niakatra avy tany Ejipta.+
3 Dia nitaraina tamin’i Jehovah ny zanak’Israely,+ satria nanana kalesin’ady sivinjato nisy lelan’antsy+ i Jabina, sady nampahory azy ireo+ sy lozabe taminy, nandritra ny roapolo taona.