Nomery 33:56 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 56 Ary izay nokasaiko hanafaizana azy no hanafaizako anareo.’”+ Mpitsara 4:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Koa namidin’i Jehovah+ teo an-tanan’i Jabina mpanjakan’i Kanana izy ireo. Nanjaka tao Hazora+ i Jabina. Ary i Sisera,+ izay nonina tao Harosetan’ireo+ firenena, no lehiben’ny tafiny.
2 Koa namidin’i Jehovah+ teo an-tanan’i Jabina mpanjakan’i Kanana izy ireo. Nanjaka tao Hazora+ i Jabina. Ary i Sisera,+ izay nonina tao Harosetan’ireo+ firenena, no lehiben’ny tafiny.