Salamo 110:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Hanolo-tena an-tsitrapo+ ny olonao+ amin’ny andro anafihan’ny tafikao.+Ao anatin’ny fahamasinana+ sy ny famirapiratanaNo ahazoanao antokona tanora, izay toy ny ando ateraky ny maraina.+ Daniela 12:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 “Hamirapiratra toy ny famirapiratry ny habakabaka ireo lalin-tsaina.+ Ary izay mitarika ny maro ho amin’ny fahamarinana+ dia hamirapiratra toy ny kintana, mandritra ny fotoana tsy voafetra, eny, mandrakizay. Matio 13:43 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 43 Amin’izany fotoana izany kosa ny olo-marina dia hamirapiratra+ tahaka ny masoandro+ ao amin’ny fanjakan’ny Rainy. Izay manan-tsofina, aoka izy hihaino.+
3 Hanolo-tena an-tsitrapo+ ny olonao+ amin’ny andro anafihan’ny tafikao.+Ao anatin’ny fahamasinana+ sy ny famirapiratanaNo ahazoanao antokona tanora, izay toy ny ando ateraky ny maraina.+
3 “Hamirapiratra toy ny famirapiratry ny habakabaka ireo lalin-tsaina.+ Ary izay mitarika ny maro ho amin’ny fahamarinana+ dia hamirapiratra toy ny kintana, mandritra ny fotoana tsy voafetra, eny, mandrakizay.
43 Amin’izany fotoana izany kosa ny olo-marina dia hamirapiratra+ tahaka ny masoandro+ ao amin’ny fanjakan’ny Rainy. Izay manan-tsofina, aoka izy hihaino.+