FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 26:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 “‘Fa raha mikiry manohitra ahy kosa ianareo, ka tsy mety mihaino ahy, dia hikapoka anareo impito indray aho, araka ny fahotanareo.+

  • Nomery 33:55
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 55 “‘Fa raha tsy roahinareo tsy ho eo anatrehanareo ny mponin’ilay tany,+ dia ho malailay ao anaty masonareo sy ho tsilo eo amin’ny tehezanareo ny olona avelanareo honina ao, ary hampijaly anareo eo amin’ilay tany honenanareo.+

  • Deoteronomia 28:51
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 51 Ary hohanin’izy ireo tokoa ny zanaky ny biby fiompinao sy ny vokatry ny taninao mandra-pahalany ringana anao,+ ary tsy hisy havelany ho anao na varimbazaha, na divay vaovao, na menaka, na ny zanaky ny omby sy ny ondry aman’osinao, mandra-pandringany tanteraka anao.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara