1 Samoela 17:43 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 43 Koa hoy ilay Filistinina tamin’i Davida: “Izaho angaha alika+ no hatonin’ialahy amin’ny tehina?” Dia niantso ny anaran’ireo andriamaniny izy mba hanozonana an’i Davida.+ 2 Samoela 16:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary tonga hatrany Bahorima+ i Davida Mpanjaka. Dia nivoaka avy ao ny lehilahy iray anisan’ny havan’i Saoly. Simey no anarany,+ ary zanak’i Gera izy. Nivoaka avy ao izy sady nanozona.+ Salamo 4:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Tezera fa aza manota.+Tazòny ao am-ponareo ihany ny teninareo, eo am-pandriana.+ Ary aoka hangina ianareo. Sela. Salamo 39:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 Hoy aho: “Hitandrina ny lalako aho+Mba tsy hanotan’ny lelako.+Ambenako ny vavako ka hasiako fehivava,+Raha mbola misy ratsy fanahy eo anatrehako.”+
43 Koa hoy ilay Filistinina tamin’i Davida: “Izaho angaha alika+ no hatonin’ialahy amin’ny tehina?” Dia niantso ny anaran’ireo andriamaniny izy mba hanozonana an’i Davida.+
5 Ary tonga hatrany Bahorima+ i Davida Mpanjaka. Dia nivoaka avy ao ny lehilahy iray anisan’ny havan’i Saoly. Simey no anarany,+ ary zanak’i Gera izy. Nivoaka avy ao izy sady nanozona.+
4 Tezera fa aza manota.+Tazòny ao am-ponareo ihany ny teninareo, eo am-pandriana.+ Ary aoka hangina ianareo. Sela.
39 Hoy aho: “Hitandrina ny lalako aho+Mba tsy hanotan’ny lelako.+Ambenako ny vavako ka hasiako fehivava,+Raha mbola misy ratsy fanahy eo anatrehako.”+