Mpitsara 3:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ireto avy ireo firenena ireo: Ny andriana dimy mpiray dinan’ny+ Filistinina,+ ny Kananita+ rehetra, ary ny Sidonianina+ sy ny Hivita+ nonina tany an-tendrombohitra Libanona,+ nanomboka tany an-tendrombohitra Bala-hermona+ ka hatrany amin’ny sisin’ny faritr’i Hamata.+ Mpitsara 5:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Nisy mpanjaka tonga mba hiady,Ary tamin’izay no niady ireo mpanjakan’i Kanana+Tao Tanaka,+ teo amoron’ny ranon’i Megido.+Tsy nahazo volafotsy anefa izy ireo.+
3 Ireto avy ireo firenena ireo: Ny andriana dimy mpiray dinan’ny+ Filistinina,+ ny Kananita+ rehetra, ary ny Sidonianina+ sy ny Hivita+ nonina tany an-tendrombohitra Libanona,+ nanomboka tany an-tendrombohitra Bala-hermona+ ka hatrany amin’ny sisin’ny faritr’i Hamata.+
19 Nisy mpanjaka tonga mba hiady,Ary tamin’izay no niady ireo mpanjakan’i Kanana+Tao Tanaka,+ teo amoron’ny ranon’i Megido.+Tsy nahazo volafotsy anefa izy ireo.+