Nomery 21:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Dia namely azy tamin’ny lelan-tsabatra+ ny Israely, ka naka ny taniny+ hatrany Arnona+ ka hatrany Jaboka,+ teo akaikin’ny taranak’i Amona. Fa i Jazera+ no sisin-tanin’ny taranak’i Amona.+ Ohabolana 19:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Tsy ho afa-maina ny vavolombelona sandoka fa ho voasazy,+ ary tsy ho afa-miala izay mandainga.+
24 Dia namely azy tamin’ny lelan-tsabatra+ ny Israely, ka naka ny taniny+ hatrany Arnona+ ka hatrany Jaboka,+ teo akaikin’ny taranak’i Amona. Fa i Jazera+ no sisin-tanin’ny taranak’i Amona.+