Nomery 21:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Niala tao Obota indray izy ireo ka nitoby tao Ie-abarima,+ tany an-tany efitra tandrifin’i Moaba, tandrifin’ny fiposahan’ny masoandro.
11 Niala tao Obota indray izy ireo ka nitoby tao Ie-abarima,+ tany an-tany efitra tandrifin’i Moaba, tandrifin’ny fiposahan’ny masoandro.