Josoa 15:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 ary avy teo Bala indray no nivily niankandrefana nankany amin’ny Tendrombohitra Seira, ka nitohy hatrany amin’ny tehezany avaratra amin’ny Tendrombohitra Jearima, izany hoe Kesalona, ary nidina nankany Beti-semesy+ ka nitohy hatrany Timna,+ Josoa 19:43 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 43 Elona, Timna,+ Ekrona,+
10 ary avy teo Bala indray no nivily niankandrefana nankany amin’ny Tendrombohitra Seira, ka nitohy hatrany amin’ny tehezany avaratra amin’ny Tendrombohitra Jearima, izany hoe Kesalona, ary nidina nankany Beti-semesy+ ka nitohy hatrany Timna,+