FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 49:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 “Hitsara ny fireneny i Dana, izay anisan’ny fokon’ny Israely.+

  • Mpitsara 2:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Koa nanendry mpitsara i Jehovah,+ ary ireny no namonjy azy ireo teo an-tanan’ny mpandroba azy.+

  • Mpitsara 13:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Ary nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah indray ny zanak’Israely,+ ka natolotr’i Jehovah teo an-tanan’ny Filistinina+ efapolo taona.

  • Mpitsara 13:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Fa hitoe-jaza ianao ka hitera-dahy tokoa. Ary tsy tokony hokasihin-kareza ny lohany,+ satria ho Nazirita+ ho an’Andriamanitra ilay zaza raha vao mivoaka avy any an-kibo.+ Ary izy no hanomboka hamonjy ny Israely eo an-tanan’ny Filistinina.”+

  • Mpitsara 16:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Taorian’izay, dia nidina ny rahalahiny sy ny ankohonan-drainy manontolo, ary nibata azy ka nitondra azy niakatra, dia nandevina azy teo anelanelan’i Zora+ sy Estaola,+ tao amin’ny fasan’i Manoa+ rainy. Ary efa nitsara ny Israely roapolo taona izy.+

  • Nehemia 9:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Izany no nanoloranao azy teo an-tanan’ireo fahavalo+ nampahory+ azy. Rehefa azom-pahoriana anefa izy ireo dia nitaraina mafy taminao,+ ka renao avy tany an-danitra izany.+ Ary be famindram-po+ ianao, ka nanome mpamonjy+ mba hanafaka azy eo an-tanan’ny fahavalony.+

  • Hebreo 11:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Ary inona koa no holazaiko? Fa tsy ho ampy ny fotoana raha hotantaraiko koa ny momba an’i Gideona,+ Baraka,+ Samsona,+ Jefta,+ Davida+ ary Samoela+ mbamin’ny mpaminany hafa,+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara