Salamo 135:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Volafotsy sy volamena ny sampin’ireo firenena+Sady asa tanan’olombelona.+ Daniela 5:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Koa nisotro divay izy ireo, ary nidera an’ireo andriamanitra volamena sy volafotsy sy varahina sy vy sy hazo ary vato.+ 1 Korintianina 8:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Fa na misy aza ireo antsoina hoe “andriamanitra”,+ na any an-danitra+ na eto an-tany,+ toy ny isian’ny “andriamanitra” maro sy “tompo” maro,+
4 Koa nisotro divay izy ireo, ary nidera an’ireo andriamanitra volamena sy volafotsy sy varahina sy vy sy hazo ary vato.+
5 Fa na misy aza ireo antsoina hoe “andriamanitra”,+ na any an-danitra+ na eto an-tany,+ toy ny isian’ny “andriamanitra” maro sy “tompo” maro,+