Mpitsara 15:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary nampirehetiny ny fanilo, dia nalefany hankeny an-tanimbolin’ny Filistinina ireo amboadia. Koa nodoran’i Samsona daholo ireo vokatra efa vita amboara, hatramin’ny voly teny an-tsaha sy ny tanimboaloboka ary ny sahan’oliva.+
5 Ary nampirehetiny ny fanilo, dia nalefany hankeny an-tanimbolin’ny Filistinina ireo amboadia. Koa nodoran’i Samsona daholo ireo vokatra efa vita amboara, hatramin’ny voly teny an-tsaha sy ny tanimboaloboka ary ny sahan’oliva.+