Mpitsara 15:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Dia namely azy ireo izy, ary be dia be no matiny, ka nisavovona ny ranjo sy ny fen’ireo maty. Ary nidina izy ka nonina tany an-tsefatsefaky ny harambaton’i Etama.+ Mpitsara 15:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ary hoy i Samsona: “Valanoranon’ampondra iray no nanaovako antontany iray, antontany roa! Valanoranon’ampondra iray no namonoako arivo lahy.”+
8 Dia namely azy ireo izy, ary be dia be no matiny, ka nisavovona ny ranjo sy ny fen’ireo maty. Ary nidina izy ka nonina tany an-tsefatsefaky ny harambaton’i Etama.+
16 Ary hoy i Samsona: “Valanoranon’ampondra iray no nanaovako antontany iray, antontany roa! Valanoranon’ampondra iray no namonoako arivo lahy.”+