Levitikosy 6:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 eny, raha manota izy ka meloka,+ dia hamerina an’ilay zavatra nangalariny na nalainy tamin’ny fanambakana, na nampiandraiketina azy, na ilay zavatra very ka hitany,
4 eny, raha manota izy ka meloka,+ dia hamerina an’ilay zavatra nangalariny na nalainy tamin’ny fanambakana, na nampiandraiketina azy, na ilay zavatra very ka hitany,