FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 31:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Ary i Labana efa lasa nanety ny ondriny. Tamin’izay fotoana izay anefa no nangalaran’i Rahely ireo terafiman’ny*+ rainy.

  • Mpitsara 18:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Dia niteny tamin’ireo rahalahiny izy dimy lahy izay nandeha nijery taratra+ an’i Laisy+ hoe: “Efa fantatrareo ve fa misy efoda sy terafima+ sy sary sokitra+ ary sarivongana metaly+ ao amin’ireo trano ireo? Koa eritrereto izay tokony hataonareo.”+

  • Hosea 3:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Tsy hisy mpanjaka mantsy eo amin’ny zanak’Israely+ mandritra ny andro maro, sady tsy hisy andriana, na sorona,+ na tsangambato masina, na efoda,+ na terafima.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara