FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 13:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Rehefa nalefan’i Mosesy hijery taratra ny tany Kanana izy ireo, dia nilazany hoe: “Miakara ho any Negeba,+ ary miakara ho any amin’ny faritra be tendrombohitra.+

  • Josoa 2:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Ary naniraka mangingina mpitsikilo roa lahy, avy teo Sitima,+ i Josoa zanak’i Nona ka nanao hoe: “Mandehana jereo ilay tany, indrindra fa i Jeriko.” Koa nandeha izy ireo, dia nankao an-tranon’ny vehivavy mpivaro-tena atao hoe Rahaba,+ ka nitoetra tao.

  • Josoa 7:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Ary nisy olona nirahin’i Josoa avy tao Jeriko hankany Ay,+ izay teo akaikin’i Beti-avena,+ tany atsinanan’i Betela,+ ka nilazany hoe: “Miakara mba hijery taratra an’ilay tany.” Koa niakatra hijery taratra an’i Ay izy ireo.+

  • Mpitsara 1:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Dia nijery taratra+ an’i Betela ny taranak’i Josefa. Lozy+ no anaran’i Betela talohan’izay.

  • 1 Samoela 26:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Koa nandefa mpitsikilo+ i Davida, mba hahafantarany raha tonga tokoa i Saoly.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara