Mpitsara 17:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Dia nomen’i Mika fahefana+ ho mpisorony+ sy hipetraka ao an-tranony ilay Levita. Mpitsara 18:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Dia hoy izy: “Izany sy izany no nataon’i Mika tamiko, ka manakarama ahy izy+ ary izaho kosa mpisorony.”+
4 Dia hoy izy: “Izany sy izany no nataon’i Mika tamiko, ka manakarama ahy izy+ ary izaho kosa mpisorony.”+