1 Samoela 25:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Hoy anefa i Nabala tamin’izy ireo: “Fa iza moa i Davida,+ ary iza moa ny zanak’i Jese? Efa maro izao ny mpanompo mitsoaka mandositra ny tompony.+ 1 Samoela 25:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ary nilaza tamin’i Abigaila vadin’i Nabala ny iray tamin’ny mpanompony hoe: “Nandefa iraka avy tany an-tany efitra i Davida mba hirary soa ho an’ny tompontsika, kanjo vazavaza sy teny henjana+ no nataony tamin’izy ireo.
10 Hoy anefa i Nabala tamin’izy ireo: “Fa iza moa i Davida,+ ary iza moa ny zanak’i Jese? Efa maro izao ny mpanompo mitsoaka mandositra ny tompony.+
14 Ary nilaza tamin’i Abigaila vadin’i Nabala ny iray tamin’ny mpanompony hoe: “Nandefa iraka avy tany an-tany efitra i Davida mba hirary soa ho an’ny tompontsika, kanjo vazavaza sy teny henjana+ no nataony tamin’izy ireo.